|
|
|
|

Teny iditra1  maty paika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy afa-mihetsika intsony ny vatom-panorona any an-kilany, ka resy [1.1]
4  Vita na voakendry tsara amin' ny tokony ho izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Well-prepared (of a plan or plot) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Bien préparé (se dit d'un plan ou d'un complot) [1.8]
Singan-teny  7  maty, paika

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17